Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 2:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tao anatin'izany andro maro izany dia maty ny mpanjakan'i Egypta; ary ny Zanak'Isiraely nisento noho ny fanompoany ka nitaraina; ary niakatra tany amin'Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanompoany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 2

Jereo Eksodosy 2:23 amin'ny teny manodidina.