Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 2:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpisorona tao Midiana nanana zanaka fito mirahavavy; ary avy izy ireo, dia nanovo rano ka nameno ny tavin-drano hampisotroany ny ondry aman'osin-drainy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 2

Jereo Eksodosy 2:16 amin'ny teny manodidina.