Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 19:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro Aho mankeo aminao ao anatin'ny rahona maizina, mba ho ren'ny olona raha miteny aminao Aho, ka dia hino anao mandrakariva izy. Dia nambaran'i Mosesy tamin'i Jehovah ny tenin'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:9 amin'ny teny manodidina.