Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 17:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary, indro, hijanona eo anatrehanao eo ambonin'ny harambato any Horeba Aho, dia hikapoka ny harambato ianao, ka hisy rano hivoaka avy aminy hosotroin'ny olona. Dia nanao izany Mosesy teo imason'ny loholon'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17

Jereo Eksodosy 17:6 amin'ny teny manodidina.