Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 17:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy izy: Jehovah nianiana hoe: Ny adin'i Jehovah amin'ny Amalekita dia tsy hitsahatra hatramin'izay taranany fara mandimby.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17

Jereo Eksodosy 17:16 amin'ny teny manodidina.