Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 16:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Mosesy tamin'i Arona: Makà vilany, ka asio mana eran'ny vata omera eo anatiny, dia apetraho eo anatrehan'i Jehovah mba hotehirizina hatramin'ny taranakareo fara mandimby.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:33 amin'ny teny manodidina.