Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 16:3 Malagasy Bible (MG1865)

ka nanao taminy hoe: Inay anie izahay mba matin'ny tànan'i Jehovah tany amin'ny tany Egypta, raha nipetraka teo anilan'ny fahandroan-kena ka nihinan-kanina ho voky; fa nitondra anay nivoaka ho atỳ an-efitra ianareo hahafaty mosary izao fiangonana rehetra izao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:3 amin'ny teny manodidina.