Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 16:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Mosesy: Hano ireny anio, fa Sabata ho an'i Jehovah anio, ka anio no tsy hahitanareo azy any an-tsaha.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:25 amin'ny teny manodidina.