Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 16:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folo tamin'ny volana faharoa taorian'ny nialany tany amin'ny tany Egypta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nankany amin'ny efitra Sina, izay eo anelanelan'i Elima sy Sinay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:1 amin'ny teny manodidina.