Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 14:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy nanambara tamin'ny mpanjakan'i Egypta fa efa nandositra ny olona, dia niova ny fon'i Farao sy ny mpanompony ny amin'ny olona, ka hoy izy: Inona izao nataontsika izao, no nandefa ny Isiraely hiala tamin'ny fanompoany antsika isika?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:5 amin'ny teny manodidina.