Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 14:20 Malagasy Bible (MG1865)

ka tonga teo anelanelan'ny tobin'ny Egyptiana sy ny tobin'ny Isiraely: dia teo ihany ny rahona sy ny fahamaizinana, nefa nampahazava ny alina kosa, ka dia tsy nifanatona izy roa tonta mandritra ny alina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:20 amin'ny teny manodidina.