Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 13:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha hitondra anao Jehovah ho any amin'ny tanin'ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Hivita ary ny Jebosita, izay nianianany tamin'ny razanao homena anao, dia tany tondra-dronono sy tantely, dia hanao izany fanompoana izany ianao amin'izao volana izao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13

Jereo Eksodosy 13:5 amin'ny teny manodidina.