Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 13:3 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Mosesy tamin'ny olona: Tsarovy izao andro izao, izay nivoahanareo avy tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana, fa tamin'ny tanana mahery no nitondran'i Jehovah anareo nivoaka avy tany; koa aza misy mihinana izay misy masirasira.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13

Jereo Eksodosy 13:3 amin'ny teny manodidina.