Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 13:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha hanontany anao ny zanakao amin'ny andro ho avy ka hanao hoe: Inona no anton'izao? dia holazainao aminy hoe: Tanana mahery no nitondran'i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13

Jereo Eksodosy 13:14 amin'ny teny manodidina.