Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 13:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha hitondra anao Jehovah ho any amin'ny tanin'ny Kananita araka izay nianianany taminao sy ny razanao, ka homeny anao izany,

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13

Jereo Eksodosy 13:11 amin'ny teny manodidina.