Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 11:5 Malagasy Bible (MG1865)

dia ho faty ny lahimatoa rehetra eto amin'ny tany Egypta, hatramin'ny matoan'i Farao izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany ka hatramin'ny matoan'ny ankizivaviny izay eo anilan'ny fikosoham-bary, ary ny voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 11

Jereo Eksodosy 11:5 amin'ny teny manodidina.