Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 11:1 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Jehovah nilaza tamin'i Mosesy, hoe: Mbola hahatonga loza iray koa amin'i Farao sy Egypta Aho; ary rehefa afaka izany, dia handefa anareo hiala atỳ izy; ary rehefa handefa anareo rehetra izy, dia handroaka anareo fatratra hiala atỳ.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 11

Jereo Eksodosy 11:1 amin'ny teny manodidina.