Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 10:15 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nandrakotra ny tany rehetra ireny, ka efa maizina ny tany; ary nohaniny ny anana rehetra teo amin'ny tany sy ny voankazo rehetra, izay sisan'ny havandra; ka dia tsy nisy sisa ny zava-maitso eran'ny tany Egypta rehetra, na tamin'ny hazo, na tamin'ny anana tany an-tsaha.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 10

Jereo Eksodosy 10:15 amin'ny teny manodidina.