Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 1:19 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy ny mpampivelona tamin'i Farao: Tsy mba tahaka ny vehivavy Egyptiana ny vehivavy Hebreo; fa matanjaka izy, ka raha tsy mbola tonga any aminy akory ny mpampivelona, dia velona izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 1

Jereo Eksodosy 1:19 amin'ny teny manodidina.