Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no anaran'ny zanak'Isiraely izay niaraka tamin'i Jakoba nankany Egypta; samy nandeha mbamin'ny ankohonany avy izy rehetra:

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 1

Jereo Eksodosy 1:1 amin'ny teny manodidina.