Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 9:28 Malagasy Bible (MG1865)

fandrao izay monina amin'ny tany nitondranao anay nivoaka avy tany hanao hoe: Satria tsy hain'i Jehovah ny hitondra azy ho any amin'ny tany izay nolazainy taminy, ary satria nankahala azy Izy, dia izany no nitondrany azy nivoaka hahafaty azy atỳ an-efitra.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:28 amin'ny teny manodidina.