Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 9:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nifona tamin'i Jehovah aho ka nanao hoe: Jehovah Tompo ô, aza mandringana ny firenenao sy ny lovanao, izay navotanao tamin'ny fahalehibiazanao ka nentinao nivoaka avy tany Egypta tamin'ny tananao mahery.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:26 amin'ny teny manodidina.