Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 9:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nampandehanin'i Jehovah niala tao Kadesi-barnea ianareo ka nataony hoe: Miakara, ka lovao ny tany izay nomeko anareo, dia nandà ny tenin'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, fa tsy nihaino Azy, na nino ny feony.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:23 amin'ny teny manodidina.