Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 9:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary noraisiko ny fahotanareo, dia ilay ombilahy kely izay nataonareo, ka nodorako tamin'ny afo, dia notorotoroiko sy nomontsamontsaniko mandra-pahatongany ho madinika toy ny vovoka; ary ny vovony dia nariako teo amin'ny renirano izay midina avy amin'ny tendrombohitra.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:21 amin'ny teny manodidina.