Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 9:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niankohoka teo anatrehan'i Jehovah efa-polo andro sy efa-polo alina tahaka ilay teo ihany aho ka tsy nihinan-kanina, na nisotro rano, noho ny fahotanareo rehetra, izay nataonareo tamin'ny nanaovanareo izay ratsy eo imason'i Jehovah, ka nampahatezeranareo Azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 9

Jereo Deotoronomia 9:18 amin'ny teny manodidina.