Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 7:9 Malagasy Bible (MG1865)

Koa aoka ho fantatrao fa Jehovah Andriamanitrao ihany no Andriamanitra, dia Andriamanitra mahatoky, Izay mitandrina fanekena sy famindram-po amin'izay tia Azy sy mitandrina ny didiny, hatramin'ny taranaka arivo mandimby,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 7

Jereo Deotoronomia 7:9 amin'ny teny manodidina.