Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 6:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa entin'i Jehovah Andriamanitrao ianao ho any amin'ny tany izay nianianany tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao homena anao, dia tany misy tanàna lehibe sady tsara, izay tsy nataonao,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 6

Jereo Deotoronomia 6:10 amin'ny teny manodidina.