Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 5:6 Malagasy Bible (MG1865)

Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:6 amin'ny teny manodidina.