Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 5:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsarovy fa andevo tany amin'ny tany Egypta ianao, ka tanana mahery sy sandry nahinjitra no nitondran'i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany; izany no nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina ny andro Sabata.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 5

Jereo Deotoronomia 5:15 amin'ny teny manodidina.