Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 4:37 Malagasy Bible (MG1865)

Ary satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny zanany mandimby azy, dia Izy no nitondra anao nivoaka avy tany Egypta tamin'ny heriny lehibe,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:37 amin'ny teny manodidina.