Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 4:25 Malagasy Bible (MG1865)

Raha miteraka sy ho loa-jafy koa ianao, ka efa nitoetra ela teo amin'ny tany ianareo ary manao ratsy ka manao sarin-javatra voasokitra, araka izay endriky ny zavatra na inona na inona, sy manao ratsy eo imason'i Jehovah Andriamanitrao ary mampahatezitra Azy,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:25 amin'ny teny manodidina.