Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 4:13 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nambarany taminareo ny fanekeny, izay nandidiany anareo harahina, dia ny Didy Folo ary nosoratany teo amin'ny vato fisaka roa ireo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:13 amin'ny teny manodidina.