Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

dia izay hitanao tamin'ny andro izay nitsangananao teo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao tany Horeba, fony Jehovah nilaza tamiko hoe: Angony etỳ amiko ny olona, dia hampandrenesiko azy ny teniko, izay hianarany mba hatahotra Ahy amin'ny andro rehetra hiainany ambonin'ny tany sady hampianariny ny zanany koa.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 4

Jereo Deotoronomia 4:10 amin'ny teny manodidina.