Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 34:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Zanak'Isiraely nisaona an'i Mosesy telo-polo andro teo Arbota-moaba; dia tapitra ny andro fitomaniana nisaonana an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 34

Jereo Deotoronomia 34:8 amin'ny teny manodidina.