Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 33:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny amin'i JODA dia izao, hoy izy: Jehovah ô, mihainoa ny feon'i Joda, Ka ento ho amin'ny olony izy. Ny tanany no hiadiany ho azy, Ka manampia azy Hianao hamelezany ny mpandrafy azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:7 amin'ny teny manodidina.