Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 33:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mandry fahizay Isiraely, Mitokana irery ny loharanon'i Jakoba Ao amin'ny tany be vary sy ranom-boaloboka, Eny, mampilatsaka ando ny lanitra eo amboniny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:28 amin'ny teny manodidina.