Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 33:21 Malagasy Bible (MG1865)

Nizaha izay tsara indrindra ho an'ny tenany izy, Fa teo ny anaran'ny mpanao lalàna no efa voatokana. Niaraka tamin'ny lohan'ny firenena izy, Ary araka ny fahamarinan'i Jehovah ny nataony, Sy araka ny fitsipiny izay iombonany amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 33

Jereo Deotoronomia 33:21 amin'ny teny manodidina.