Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 32:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fony nomen'ny Avo Indrindra zara-tany ny jentilisa, Ka samy natokantokany ny zanak'olombelona, Dia notendreny ny fari-tanin'ireo firenena Araka ny isan'ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:8 amin'ny teny manodidina.