Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 32:49 Malagasy Bible (MG1865)

Miakara amin'ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin'ny tany Moaba tandrifin'i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak'Isiraely ho lovany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 32

Jereo Deotoronomia 32:49 amin'ny teny manodidina.