Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 31:9 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nosoratan'i Mosesy izany lalàna izany ka natolony ireo mpisorona, taranak'i Levy, izay mpitondra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, sy ny loholon'ny Isiraely rehetra.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31

Jereo Deotoronomia 31:9 amin'ny teny manodidina.