Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 31:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha manjo azy ny zava-dratsy maro sy ny fahoriana, dia ho vavolombelona aminy izao fihirana izao, fa tsy ho afaka am-bavan'ny taranany izao, fa fantatro ny fisainany izay efa hataony, na dia ankehitriny aza, raha tsy mbola nentiko any amin'ny tany izay nianianako homena azy izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31

Jereo Deotoronomia 31:21 amin'ny teny manodidina.