Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 31:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro, antomotra ny andro hahafatesanao; koa miantsoa an'i Josoa, ary mitoera ao amin'ny trano-lay fihaonana ianareo mba handidiako azy. Dia nandeha Mosesy sy Josoa ka nitoetra tao amin'ny trano-lay fihaonana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 31

Jereo Deotoronomia 31:14 amin'ny teny manodidina.