Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 30:16 Malagasy Bible (MG1865)

tamin'ny nandidiako anao androany ho tia an'i Jehovah Andriamanitrao ka handeha amin'ny lalany ary hitandrina ny didiny sy ny lalàny ary ny fitsipiny, mba ho velona ianao ka hihamaro, ary mba hitahian'i Jehovah Andriamanitrao anao any amin'ny tany izay efa hidiranao holovana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 30

Jereo Deotoronomia 30:16 amin'ny teny manodidina.