Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 3:24 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah Tompo ô, Hianao vao naneho tamin'ny mpanomponao ny fahalehibiazanao sy ny tananao mahery; fa aiza no misy andriamanitra, na any an-danitra na atỳ an-tany, izay mahay manao araka ny asanao sy ny herinao?

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3

Jereo Deotoronomia 3:24 amin'ny teny manodidina.