Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 3:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandidy an'i Josoa aho tamin'izany andro izany ka nanao hoe: Ny masonao efa nahita izay rehetra nataon'i Jehovah Andriamanitrareo tamin'ireo mpanjaka roa lahy ireo; dia toy izany no hataon'i Jehovah amin'ny fanjakana rehetra izay halehanao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3

Jereo Deotoronomia 3:21 amin'ny teny manodidina.