Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 3:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Robenita sy ny Gadita dia nomeko ny hatrany Gileada ka hatramin'ny lohasahan-driaka Arnona, dia ny antsasaky ny lohasaha, sy ny fari-tany hatramin'ny amoron'ny lohasahan-driaka Jaboka, izay fari-tanin'ny taranak'i Amona,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 3

Jereo Deotoronomia 3:16 amin'ny teny manodidina.