Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 29:9 Malagasy Bible (MG1865)

Hianareo rehetra miseho eto anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo anio, dia ny lehibenareo sy ny firenenareo, ny lohan'ny firenenareo sy ny mpifehy anareo ary ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:9 amin'ny teny manodidina.