Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 29:5 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy mofo no fihinanareo, ary tsy divay na toaka no fisotronareo, mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:5 amin'ny teny manodidina.