Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 29:22 Malagasy Bible (MG1865)

fa ho solifara sy sira ary fahamaizana ny tany rehetra eo: tsy hofafazana izy, na hanirian-javatra, sady tsy hisy ahitra akory hitrebona ao, tahaka ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima, izay noravan'i Jehovah tamin'ny fahavinirany sy ny fahatezerany

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:22 amin'ny teny manodidina.