Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 29:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hosarahin'i Jehovah amin'ny firenen'Isiraely rehetra ho amin'ny loza izy, araka ny fanozonana rehetra amin'ny fanekena izay voasoratra amin'ity bokin'ny lalàna ity.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 29

Jereo Deotoronomia 29:20 amin'ny teny manodidina.